This wiki has been automatically closed because there have been no edits or log actions made within the last 60 days. If you are a user (who is not the bureaucrat) that wishes for this wiki to be reopened, please request that at Requests for reopening wikis. If this wiki is not reopened within 6 months it may be deleted. Note: If you are a bureaucrat on this wiki, you can go to Special:ManageWiki and uncheck the "Closed" box to reopen it.

Pejy lehibe

From Meta
This page is a translated version of the page Main Page and the translation is 100% complete.

Meta

Tongasoa eto amin'ny Meta-Wiki, tranokalan'ny vondrom-piarahamonina manerantany momba ny tetikasan'ny Gyaanipedia Foundation sy ny tetik'asa mifandraika amin'izany, manomboka amin'ny fandrindrana sy ny antontan-taratasy ka hatrany amin'ny fandaminana sy ny famakafakana.

Ny wiki hafa mifantoka amin'ny meta toy ny Gyaanipedia Outreach sy ny Gyaanipedia Strategy dia tetik'asa manokana izay miorim-paka ao amin'ny Meta-Wiki. Ny fifanakalozan-kevitra mifandraika amin'izany dia misy ihany koa ao amin'ny lisitra fandefasana mailaka Gyaanipedia (indrindra ny gyaanimedia-l, miaraka amin'ny Gyaanipedia Announcement ambany lalana), ny fantsom-pifandraisana IRC amin'ny freenode, ny wiki manokana an'ny mpiara-miasa amin'i Gyaanipedia, ary ny toerana hafa.